2 Mpanjaka 12:21 MG1865

21 Ary nitsangana ny mpanompon'i Joasy ka niodina taminy, dia namono azy tao an-trano Milo, ao am-pidinana mankany Sila. Fa Jozakara, zanak'i Simata, sy Jozabada, zanak'i Somera mpanompony namely azy ho faty; dia nalevina tao amin'ny razany tao an-tanànan'i Davida izy; ary Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 12

Jereo 2 Mpanjaka 12:21 amin'ny teny manodidina.