2 Mpanjaka 12:8 MG1865

8 Ka dia niantso an'i Joiada mpisorona sy ny mpisorona sasany koa Joasy mpanjaka ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no tsy nanamboatra ny simba amin'ny trano? Koa ankehitriny, aza mandray vola amin'ny olom-pantatrareo intsony ianareo, fa omeo hanamboarana ny simba amin'ny trano ny vola.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 12

Jereo 2 Mpanjaka 12:8 amin'ny teny manodidina.