2 Mpanjaka 13:11 MG1865

11 Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy; fa tsy niala tamin'ny fahotana rehetra izay nataon'i Jeroboama, zanak'i Nebata, sady nampanotany ny Isiraely; fa nandeha tamin'izany ihany izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:11 amin'ny teny manodidina.