2 Mpanjaka 13:13 MG1865

13 Ary Joasy lasa nodi-mandry any amin'ny razany, ary Jeroboama nipetraka tamin'ny seza fiandrianany; ary Joasy dia nalevina tany Samaria tao amin'ny mpanjakan'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:13 amin'ny teny manodidina.