2 Mpanjaka 13:16 MG1865

16 Ary hoy izy tamin'ny mpanjakan'ny Isiraely: Henjano ny tsipìka. Dia nohenjaniny; ary Elisa nametraka ny tànany teo amin'ny tanan'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:16 amin'ny teny manodidina.