2 Mpanjaka 13:23 MG1865

23 Fa Jehovah namindra fo taminy sy niantra azy ary nitsinjo azy noho ny fanekeny tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, ka tsy ta-handringana azy na hanaisotra azy tsy ho eo anatrehany mandraka ankehitriny.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:23 amin'ny teny manodidina.