2 Mpanjaka 13:5 MG1865

5 Ary Jehovah nanome mpamonjy ho amin'ny Isiraely, ka dia afaka tamin'ny tanan'ny Syriana izy; ary nandry fahizay toy ny teo aloha ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:5 amin'ny teny manodidina.