2 Mpanjaka 14:23 MG1865

23 Tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Amazia, zanak'i Joasy, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Jeroboama, zanak'i Joasy, mpanjakan'ny Isiraely, tany Samaria, ary nanjaka iraika amby efa-polo taona izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:23 amin'ny teny manodidina.