2 Mpanjaka 14:25 MG1865

25 Izy no nampody ny sisin-tanin'ny Isiraely ka azony hatrany akaikin'i Hamata ka hatramin'ny ranomasin'ny tani-hay, araka ny tenin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izay nampilazainy ny mpanompony, dia Jona, zanak'i Amitahy, mpaminany tany Gata-hefera.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:25 amin'ny teny manodidina.