2 Mpanjaka 14:28 MG1865

28 Ary ny tantaran'i Jeroboama sisa mbamin'izay nataony sy ny hery izay niadiany ary ny nampodiany an'i Damaskosy sy Hamata, izay an'ny Joda fahiny, ho an'ny Isiraely, tsy efa voasoratra ao amin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely va izany?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:28 amin'ny teny manodidina.