2 Mpanjaka 14:6 MG1865

6 Fa ny zanak'ireo namono kosa dia tsy mba novonoiny, fa nataony araka izay voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàn'i Mosesy, izay nandidian'i Jehovah hoe: Ny ray tsy hatao maty amin'ny ataon'ny zanany, ary ny zanaka tsy hatao maty amin'ny ataon'ny rainy; fa samy hatao maty amin'ny fahotany avy ny olona.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:6 amin'ny teny manodidina.