2 Mpanjaka 14:8 MG1865

8 Tamin'izany Amazia dia naniraka olona tany amin'i Joasy, zanak'i Joahaza, zanak'i Jeho, mpanjakan'ny Isiraely, nanao hoe: Avia, aoka isika hihaona.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:8 amin'ny teny manodidina.