2 Mpanjaka 15:1 MG1865

1 Tamin'ny taona fahafito amby roa-polo nanjakan'i Jeroboama, mpanjakan'ny Isiraely, no vao nanjakan'i Azaria, zanak'i Amazia, mpanjakan'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:1 amin'ny teny manodidina.