2 Mpanjaka 15:11 MG1865

11 Ary ny tantaran'i Zakaria sisa, indro fa efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:11 amin'ny teny manodidina.