2 Mpanjaka 15:13 MG1865

13 Ary Saloma, zanak'i Jabesy, dia vao nanjaka tamin'ny taona fahasivy amby telo-polo nanjakan'i Ozia, mpanjakan'ny Joda; ary nanjaka andro iray volana tany Samaria izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:13 amin'ny teny manodidina.