2 Mpanjaka 15:19 MG1865

19 Ary Pola, mpanjakan'i Asyria, dia avy hananika ny tany; ary Menahema nanome an'i Pola talenta volafotsy arivo mba hampitoetra ny fanjakana eo an-tànan'i Menahema.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:19 amin'ny teny manodidina.