2 Mpanjaka 15:28 MG1865

28 Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:28 amin'ny teny manodidina.