20 Ary Ahaza lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Hezekia zanany nanjaka nandimby azy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 16
Jereo 2 Mpanjaka 16:20 amin'ny teny manodidina.