2 Mpanjaka 16:3 MG1865

3 fa nandeha tamin'ny lalan'ny mpanjakan'ny Isiraely izy; eny, ny zananilahy aza dia nampamakiny ny afo, araka ny fahavetavetan'ny jentilisa izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 16

Jereo 2 Mpanjaka 16:3 amin'ny teny manodidina.