2 Mpanjaka 16:8 MG1865

8 Ary nalain'i Ahaza ny volafotsy sy ny volamena izay hita tao an-tranon'i Jehovah sy tao amin'ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka, dia nampanateriny ho fanomezana ho an'ny mpanjakan'i Asyria.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 16

Jereo 2 Mpanjaka 16:8 amin'ny teny manodidina.