2 Mpanjaka 17:14 MG1865

14 Kanefa tsy nihaino izy, fa nanamafy ny hatony, tahaka ny razany, izay tsy nino an'i Jehovah Andriamaniny.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:14 amin'ny teny manodidina.