2 Mpanjaka 17:18 MG1865

18 Koa dia tezitra indrindra tamin'ny Isiraely Jehovah, dia nesoriny tsy ho eo imasony izy, ka tsy nisy sisa afa-tsy ny firenen'i Joda ihany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:18 amin'ny teny manodidina.