2 Mpanjaka 17:20 MG1865

20 Dia narian'i Jehovah ny taranak'Isiraely rehetra ka nampahoriny sy natolony ho eo an-tànan'ny mpamabo azy mandra-panaisony azy tsy ho eo imasony.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:20 amin'ny teny manodidina.