2 Mpanjaka 17:23 MG1865

23 Mandra-panaisotr'i Jehovah ny Isiraely tsy ho eo anatrehany, araka izay nampilazainy ny mpaminany mpanompony rehetra. Ka dia lasan-ko babo niala tamin'ny taniny ho any Asyria ny Isiraely ka mbola any mandraka androany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:23 amin'ny teny manodidina.