29 Kanefa ny isam-pirenena mbola samy nanao ny andriamaniny avy ka nametraka azy tao amin'ny trano eny amin'ny fitoerana avo, izay nataon'ny mponina tao Samaria, eny, ny isam-pirenena dia samy nanao tao amin'ny tanàna nitoerany avy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17
Jereo 2 Mpanjaka 17:29 amin'ny teny manodidina.