2 Mpanjaka 17:32 MG1865

32 Dia natahotra an'i Jehovah ny olona, ary izay avy tamin'ny ankabiazam-bahoaka no notendreny ho mpisorona amin'ny fitoerana avo, ary ireny no nanatitra fanatitra tao amin'ny trano eny amin'ny fitoerana avo nisolo ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:32 amin'ny teny manodidina.