2 Mpanjaka 17:36 MG1865

36 Fa Jehovah, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta tamin'ny hery lehibe sy ny sandry nahinjitra, dia aoka Izy ihany no hatahoranareo, ary ho eo anatrehany no hiankohofanareo, ary ho Azy no hamonoanareo zavatra hatao fanatitra;

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:36 amin'ny teny manodidina.