2 Mpanjaka 18:12 MG1865

12 Satria tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamaniny izy, fa nivadika ny fanekeny, dia izay rehetra nandidian'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, ka tsy nihaino na nankato izany izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:12 amin'ny teny manodidina.