2 Mpanjaka 18:16 MG1865

16 Tamin'izany andro izany no nanendahan'i Hezekia ny volamena tamin'ny varavaran'ny tempolin'i Jehovah sy tamin'ny tolana, dia ilay efa napetak'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda; ary dia nomeny ho an'ny mpanjakan'i Asyria izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:16 amin'ny teny manodidina.