2 Mpanjaka 18:36 MG1865

36 Nefa nangina ny olona, ka tsy nisy namaly azy na dia teny indraim-bava akory aza, satria ny mpanjaka efa nandidy hoe: Aza misy mamaly azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:36 amin'ny teny manodidina.