2 Mpanjaka 19:18 MG1865

18 ary efa nanary ny andriamaniny tao anaty afo, satria tsy Andriamanitra ireny, fa asan'ny tànan'olona ihany, dia hazo sy vato; ka dia azony nosimbana.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19

Jereo 2 Mpanjaka 19:18 amin'ny teny manodidina.