2 Mpanjaka 19:2 MG1865

2 Ary izy naniraka an'i Eliatima, lehiben'ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary ny lohan'ny mpisorona samy nitafy lamba fisaonana hankany amin'Isaia mpaminany, zanak'i Amoza.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19

Jereo 2 Mpanjaka 19:2 amin'ny teny manodidina.