2 Mpanjaka 19:29 MG1865

29 Ary izao no ho famantarana ho anao kosa: Hihinana ny maniry ho azy avy tamin'ny voa mihintsana ianareo iray taona, ary amin'ny taona manaraka dia ny kolokolon'izany, fa amin'ny taona fahatelo kosa dia mamafaza ianareo, ka mijinjà, ary manaova tanim-boaloboka, ka mihinàna izay vokatra eo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19

Jereo 2 Mpanjaka 19:29 amin'ny teny manodidina.