2 Mpanjaka 19:32 MG1865

32 Koa izao no lazain'i Jehovah ny amin'ny mpanjakan'i Asyria: Tsy ho tafiditra amin'ity tanàna ity izy, na handefa zana-tsipìka ho ato, na hitondra ampinga eo anoloany, na hanandratra tovon-tany hamelezany ity.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19

Jereo 2 Mpanjaka 19:32 amin'ny teny manodidina.