6 Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin'ny tomponareo hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanompan'iretsy ankizilahin'ny mpanjakan'i Asyria iretsy Ahy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19
Jereo 2 Mpanjaka 19:6 amin'ny teny manodidina.