11 Ary raha mbola nandeha sy niresaka izy roa lahy, dia, indro, nisy kalesy afo sy soavaly afo nampisaraka azy roa lahy; ary Elia niakatra tamin'ny tafio-drivotra ho any an-danitra.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2
Jereo 2 Mpanjaka 2:11 amin'ny teny manodidina.