2 Mpanjaka 2:24 MG1865

24 Ary nitodika izy ka nahita azy, dia nanozona azy tamin'ny anaran'i Jehovah. Ary dia nisy beravavy roa avy tany an'ala namiravira roa amby efa-polo tamin'ireo ankizilahy madinika ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:24 amin'ny teny manodidina.