2 Mpanjaka 2:9 MG1865

9 Ary nony efa tafita izy roa lahy, dia hoy Elia tamin'i Elisa: Angataho izay hataoko ho anao, dieny tsy mbola misaraka aminao aho. Ary hoy Elisa: Masìna ianao, aoka ny anjaran-droa amin'ny fanahinao mba ho ahy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:9 amin'ny teny manodidina.