2 Mpanjaka 20:14 MG1865

14 Dia nankany amin'i Hezekia mpanjaka Isaia mpaminany ka nanao taminy hoe: Ahoana no nolazain'ireo olona nankaty aminao ireo, ary avy taiza moa izy? Ary hoy Hezekia: Avy tany an-tany lavitra izy, dia avy tany Babylona.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 20

Jereo 2 Mpanjaka 20:14 amin'ny teny manodidina.