2 Mpanjaka 20:17 MG1865

17 Indro, avy ny andro, ka ho entina ho any Babylona izay rehetra ao an-tranonao sy izay rehetra noharin'ny razanao ka voarakitra mandraka androany; eny, tsy hisy sisa hijanona na inona na inona, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 20

Jereo 2 Mpanjaka 20:17 amin'ny teny manodidina.