2 Mpanjaka 21:12 MG1865

12 dia izao kosa no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hahatonga loza amin'i Jerosalema sy ny Joda Aho, ka izay rehetra mandre izany dia hangintsingintsina ny sofiny roa.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 21

Jereo 2 Mpanjaka 21:12 amin'ny teny manodidina.