2 Mpanjaka 21:16 MG1865

16 Ary na dia ny rà marina aza dia nalatsak'i Manase be dia be mandra-pamenony an'i Jerosalema rehetra, ho fanampin'ny ota izay nampanotany ny Joda tamin'ny nanaovany izay ratsy eo imason'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 21

Jereo 2 Mpanjaka 21:16 amin'ny teny manodidina.