2 Mpanjaka 21:6 MG1865

6 Ary ny zanany nampamakiny ny afo, sady nanandro sy nanao sikidy izy ary naka ny manao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao hatsarana, ary nahery nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy ka nampahatezitra Azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 21

Jereo 2 Mpanjaka 21:6 amin'ny teny manodidina.