3 Ary tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Josia mpanjaka, dia naniraka an'i Safana mpanoratra, zanak'i Azalia, zanak'i Mesolama, izy ho any an-tranon'i Jehovah ka nanao hoe:
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 22
Jereo 2 Mpanjaka 22:3 amin'ny teny manodidina.