5 ary aoka hatolony ho eo an-tànan'ny mpanao raharaha izay voatendry ny amin'ny tranon'i Jehovah izany; ary aoka homen'ireo ho an'ny mpiasa izay ao an-tranon'i Jehovah hanamboarany ny simba amin'ny trano,
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 22
Jereo 2 Mpanjaka 22:5 amin'ny teny manodidina.