2 Mpanjaka 23:10 MG1865

10 Ary nolotoiny koa Tofeta, izay eo amin'ny lohasahan'ny taranak'i Hinoma, mba tsy hisy hampandeha ny zananilahy na ny zananivavy hamaky ny afo ho an'i Moloka intsony.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:10 amin'ny teny manodidina.