2 Mpanjaka 23:25 MG1865

25 Ary tsy nisy mpanjaka tahaka azy teo alohany, izay niverina ho amin'i Jehovah tamin'ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra sy ny heriny rehetra araka ny lalàn'i Mosesy rehetra; sady tsy nisy tahaka azy intsony niseho tao aoriany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:25 amin'ny teny manodidina.