2 Mpanjaka 24:18 MG1865

18 Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin'i Jeremia, avy any Libna.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 24

Jereo 2 Mpanjaka 24:18 amin'ny teny manodidina.