2 Mpanjaka 24:8 MG1865

8 Valo ambin'ny folo taona Joiakina, fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Nehosta, zanakavavin'i Elnatana, avy any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 24

Jereo 2 Mpanjaka 24:8 amin'ny teny manodidina.