2 Mpanjaka 25:1 MG1865

1 Ary tamin'ny andro fahafolo tamin'ny volana fahafolo tamin'ny taona fahasivy nanjakan'i Zedekia dia tonga Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, sy ny miaramilany rehetra hamely an'i Jerosalema indray ka nitoby tandrifiny; ary nanao tilikambo manodidina azy izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:1 amin'ny teny manodidina.